Nôvambra/Desambra 2021 Ry namana malalaVakio ny hafatra mikasika ny tempoly. Russell M. NelsonNy fototra matanjaka iorenantsikaMamakia hafatra iray avy amin’ny fihaonambe avy amin’ny Filoha Russell M. Nelson. Amber HealeyNdeha asaina ny rehetraMahatsiaro ny razambeny i Jarom eo am-piomanany amin’ny batisany. Fantaro i Magali avy any OrogoayFantaro i Magali avy any Orogoay ary ianaro ny fomba fanampiany tahaka ny nataon’i Jesoa. Nanaja ny ray aman-dreniny i JesoaVakio ny tantara iray mikasika ny fomba nanajan’i Jesoa ny ray aman-dreniny dia manaova drafitra mba hanampiana toy izay nataony. Dia mampientanentana tany Orogoay iarahana amin’i Margo sy i PaoloIanaro ny momba an’i Orogoay miaraka amin’i Margo sy i Paolo ary ataovy ny fanambin’ny Manome Tanana. Haley YanceyIreo valopy roaRehefa nahazo vola ho an’ny Taom-baovao Sinoa i Chung dia nisafidy ny handoha ny fahafolonkarenany izy. Ho avy indray i JesoaAtaovy ity fampifandraisana soratra masina ity hianarana momba ny Fiavian’i Jesoa Kristy fanindroany. Fampifandraisana mahakasika ny tantaram-pianakavianaAtaovy ireto zavatra mahafinaritra ireto sady mianatra momba ny tantaram-pianakavianao. Giselle Olivia K.Miandry ahy izy ireo!Mizara ny fiandrandrana ny hanaovana batisa ho an’ireo olona ao amin’ny fianakaviany ao amin’ny tempolin’i Bengaluru Inde i Giselle K. Ny diako voalohany tany amin’ny tempolyAraho ny fotoana voalohany nanaovan’i Elena batisa tany amin’ny tempoly. Asehoy sy lazaoTamba-tsary sy teny nataon’ankizy manerana izao tontolo izao. Charlotte LarcabalVonona ho any amin’ny tempolyMianatra ny fomba iomanana amin’ny fankanesana any amin’ny tempoly i Ajan. Maka fahazoan-dalana hidirana ny tempolyMiomàna haka ny fahazoan-dalana hidirana ny tempoly amin’ny alalan’ny famakiana ireo fanontaniana amin’ny dinidinika momba ny tempoly. Tadiavo!Hitanao ve ireo zavatra ao amin’ilay sary miafina? Jessica LarsenKrismasy any MaliTsy dia mankalaza firy ny Krismasy ny olona ao Mali, saingy i Judith kosa dia finaritra afaka mankalaza ny fahaterahan’i Jesoa Kristy miaraka amin’ny sampana misy azy. Ny Tempolin’i NauvooVakio ny fomba nanorenana ny tempolin’i Nauvoo ary ny antony maha-manan-danja ireo tempoly. Mandrakizay ny fianakavianaAmpianaro ny ankizy madinikareo amin’ny alalan’ny pejy holokoina mifototra amin’ny filazantsara. Ny hafatra amin’ity volana ity dia hoe, “Mandrakizay ny fianakaviana.” Ny Fiangonana manerana izao tontolo izaoVakio ny tantara iray momba ny fomba nitombohan’ny Fiangonana manerana izao tontolo izao. Karatra misy ny tantaran’ny FiangonanaManangòna karatra hianarana mikasika ireo olona manan-danja teo amin’ny tantaran’ny Fiangonana! Amin’ity volana ity: I Sagwitch Timbimboo sy Anna Gaarden Widtsoe. Ry ray aman-dreny malalaVakio ny hafatra ho an’ny ray aman-dreny mikasika ny fomba hanampiana ny ankizy hiomana ho an’ny tempoly.