2022
Ry namana malala
Janoary/Febroary 2022


Ry namana malala,

Sary
Jesus with children

Tamin’ny taona lasa dia naharay taratasy maro avy aminareo izahay! Nandefa zava-kanto sy sarina tempoly ary tantara mikasika ny fomba fanarahanareo an’i Jesoa Kristy ianareo. Ao amin’ny pejy 2 dia hoy ny Filoha Nelson hoe: “Eritrereto fotsiny anie ny fahazavana sy ny fitiavana entinareo amin’izao tontolo izao amin’ny maha-mpanaradia mahatoky an’i Jesoa Kristy anareo e!” Afaka mamaky mikasika ny zazavavy iray avy any Japana izay nanao izany ianareo ao amin’ny pejy 6. Ary ao amin’ny pejy 12 ianareo dia afaka mianatra hira vaovao mahafinaritra iray hoe “Hamiratra aho.”

Tsara kokoa izao tontolo izao noho ianareo!

Namana

Fanampiny: Ampahafantaro anay ny zavatra tsapanareo momba ny fahazavan’ny Mpamonjy sy ny fomba hizaranareo izany!

Hamoaka printy