Janoary/Febroary 2022 Ry namana malalaVakio ny hafatra mikasika ny fampamirapiratana ny hazavanao! Mpinamana amin’ny alalan’ny paositraHenoy ireozavatra avy amin’ireo mpamaky manerana izao tontolo izao! Russell M. NelsonZanaka sarobidin’ Andriamanitra ianaoVakio ny hafatra iray avy amin’ny Filoha Russell M. Nelson momba ny maha-zanak’ Andriamanitra antsika. Haley YanceyTsy dia tena manireryMalahelo i Damián fa tsy mankany am-piangonana miaraka aminy ny fianakaviany, saingy mahita fiadanana izy noho ny fahafantarany fa tia azy i Jesoa Kristy. Fantaro i Ami avy any JapanaFantaro i Ami avy any Japana ary ianaro ny fomba hanampiany tahaka ny nataon’i Jesoa. Nanampy ny olona sahirana i JesoaMamakia tantara iray mikasika ny fomba nanampian’i Jesoa olona sahirana ary manaova drafitra mba hanampiana toy izay nataony. Maneho ny fiarahabana avy aty Japana!Fantaro i Japana miaraka amin’i Margo sy i Paolo! Richard M. RomneyIreo diarin’i PapaMamaky ireo diary tranain’ny rainy i Allan ka tapa-kevitra ny hanomboka hanoratra ny azy manokana koa. Shawna Belt EdwardsHamirapiratra ahoMianara mitendry hira vaovao iray, “Hamirapiratra aho.” Chelsea Flake MortensenManolo-tanana i CarolinaTsara fanahy amin’ny namany iray izay misy mampijaly any am-pianarana i Carolina. Afaka mamaky ny Testamenta Taloha ahoVakio ireo andininy ao amin’ny Testamenta Taloha ho an’ny herinandro tsirairay ary lokoy avy eo ny faritra banga mifanaraka amin’izany. Tadiavo!Hitanao ve ireo zavatra miafina ao amin’ilay sary? Miara-manara-dia an’i JesoaTamba-tsary sy teny nataon’ankizy manerana izao tontolo izao. Lucy Stevenson EwellNahazo valiny i DinisMivavaka i Dinis ary mahatsapa ny Fanahy Masina milaza aminy fa marina ny Fiangonana. Marissa WiddisonHira sy roatran-tsavonyMahita fiadanana avy amin’ny fihirany ireo hira amin’ny fihirana i Alice rehefa manasa vilia na dia be tabataba aza ao an-tranony. Talohan’ny nahatongavantsika teto an-tanyVakio ny momba ny zava-nitranga talohan’ny nahatongavantsika teto an-tany sy ny fomba ahafahantsika manaraka ny drafitry ny Ray any An-danitra. Zanaky ny Ray ahoAmpianaro ny ankizy madinikareo amin’ny alalan’ny pejy holokoina mifototra amin’ny filazantsara. Ny hafatra amin’ity volana ity dia hoe “Zanaky ny Ray aho.” Camille N. JohnsonManampy toa an’i JesoaVakio ny hafatra iray avy amin’ny Rahavavy Camille N. Johnson mikasika ny fomba ahafahanao manampy tahaka ny nanampian’i Jesoa. M. Russell BallardAhoana no ahafahako ho lasa mpamaky lay?Vakio ny hafatra iray avy amin’ny Filoha M. Russell Ballard momba ny maha-mpamaky lay. Karatry ny olona be herim-poManangòna karatra hianarana mikasika ireo olona manan-danja ao amin’ny Testamenta Taloha! Amin’ity volana ity: Adama sy Eva. Ry ray aman-dreny malalaVakio ny hafatra ho an’ny ray aman-dreny mikasika ny fomba fandalinana ny Avia, hanaraka Ahy miaraka amin’ny fianakavianao.