2022
Ahoana no ahafahako ho lasa mpamaky lay?
Janoary/Febroary 2022


Valinteny avy amin’ny Apôstôly iray

Ahoana no ahafahako ho lasa mpamaky lay?

Namboarina avy tamin’ “Ny fahamarinan’ Andriamanitra dia handroso,” Liahona nôv. 2008, 81–84.

Sary
pioneer boy

Afaka ny ho mpamaky lay avokoa isika rehetra.

Sary
pioneers pushing a handcart

Mba hahafahantsika ho lasa mpamaky lay dia tsy maintsy mahatoky, miasa, manompo ary mandresy ireo fotoan-tsarotra toy ny nataon’ireo mpamaky lay fahiny isika.

Sary
pioneers driving a wagon

Voatery tsy maintsy nandao ireo tranony ny mpamaky lay ary nandeha an-tongotra kilaometatra maro.

Sary
modern children helping hang up laundry

Tsy mitovy amin’izany ireo fanamby atrehantsika ankehitriny. Fa afaka ny ho mpamaky lay isika rehefa manam-pinoana an’i Jesoa Kristy, manampy ny hafa, mankany amin’ny tempoly ary manara-dia ny Mpamonjy.

Hamoaka printy