2022
Ry ray aman-dreny malala
Janoary/Febroary 2022


Ry ray aman-dreny malala,

Sary
letter to parents

Amin’ity taona ity isika dia mandalina ny Testamenta Taloha ao amin’ny Avia, hanaraka Ahy. Ao amin’ny Namana tsirairay ianao dia afaka mahita tantara ao amin’ny soratra masina (pejy 26) sy karatry ny olona be herim-po ao amin’ny soratra masina (fonony anatiny any ambadika). Azonao atao koa ny mampiasa ilay rindran-damina famakiana ao amin’ny pejy 16–18 mba hovakinao miaraka amin’ireo zanakao mandritra ny taona!

Manantena izahay fa hanampy ny fianakavianao hiara-hianatra sy hiara-hivoatra ireo pejy ireo.

Amim-pitiavana,

Namana

Hamoaka printy