2022
Mpinamana amin’ny alalan’ny paositra
Janoary/Febroary 2022


Mpinamana amin’ny alalan’ny paositra

Aiza aho no mamaky ny Namana

Sary
girl holding Friend magazine in Russian

I Sophia D., 8 taona, dia mamaky ny Namana amin’ny fiteny rosiana any Bratislava, Slovaquie.

Tia mijery ny tempoly izahay

Sary
two girls watching temple being built

I Gemma sy i Cora H., 4 taona sy 10 taona, dia nitsidika ny toeram-panorenana ny tempolin’i Pocatello Idaho. Nitady ireo zavatra niova izy ireo isaky ny nankany mandra-pahavitan’ilay tempoly!

Mahafinaritra ny miaraka amin’ny Namana

Sary
boy holding coloring page from Friend

Tiako ny Namana! Tiako ny mianatra momba ny filazantsara any amin’ireo firenena hafa miaraka amin’i Margo sy i Paolo ary ny mandoko.

Willian L.,10 taona, Minas Gerais, Brésil

Hamoaka printy