2021
Loharanom-pitaovana ho an’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2021
Janoary 2021


“Loharanom-pitaovana ho an’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2021,” Ry tanora, mahereza, jan. 2021, 21.

Loharanom-pitaovana ho an’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2021

Mandatsaka fanorenana

Sary
loharanom-pitaovana

Petadrindrina & T-shirts

Hisintona sary hanaovana petadrindrina sy T-shirts.

Aza mijanona mamaky

Araho ny @StriveToBe ao amin’ny Instagram hamakiana tantara-na zatovo hafa ary hizarana ireo zavatra niainanao manokana.

Hira vaovao!

Henoy ny hiran’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2021, “Asa lehibe,” miaraka amin’ireo hira hafa ao amin’ilay raki-kira. Misy amin’ny fiteny maro izy io.

Aza mijanona mamaky

Afaka mahita tantara hitaona anao “[h]andatsaka fanorenana” ianao ao amin’ny application Vivre l’Évangile sy ao amin’ny Ry tanora, mahereza.

Hamoaka printy