Janoary 2021 Salama e!Tonga soa ato amin’ny gazetiboky vaovao ho an’ny zatovo an’ Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany. Ny Fiadidiana VoalohanyHafatra avy amin’ny Fiadidiana VoalohanyNy Fiadidiana Voalohany dia mampahafantatra ny zatovo ny gazetiboky vaovao ho azy ireo. Filoha M. Russell BallardIlay tanjona lehiben’ny Famerenana amin’ny laoninyNy Filoha Ballard dia manazava ny fomba nanombohan’ny asan’ny Famerenana amin’ny laoniny sy ny fomba nahafatesan’i Joseph sy i Hyrum Smith ho an’izany, ary ny fomba mbola itohizan’izany mandrak’ankehitriny. Jun HoriSaram-pianarana avy amin’ny holatraMianatra momba ny fitiavan’ny fianakaviana ny zatovolahy iray, rehefa nahalala ny antony nambolen’ny fianakaviany holatra, zavatra ankahalainy. Avia, hanaraka AhyDavid A. EdwardsJoseph Smith—Ny MpaminanikoZahao ny fomba hahafahan’i Joseph Smith ho lasa “mpaminaninao” ihany koa amin’ny alalan’ny fandalinana ireo fampianarany. Avia, hanaraka AhyEric B. Murdock sy i Lance FryValin-teny ho an’i OliverNahare momba an’i Joseph Smith sy ny fandikana ny Bokin’i Môrmôna i Oliver Cowdery ka nivavaka mba hahafantatra raha marina ilay asa. Avia, hanaraka AhyAnnalise GardinerNy Fotopampianarana sy Fanekempihavanana: TopimasoTopimaso mampahafantatra ny Fotopampianarana sy Fanekempihavanana ho an’ny fandalinana amin’ity taona ity. Sam LofgranMianatra ny fitenin’ny FanahyNy fianarana mamantatra sy manaraka ny Fanahy dia mety ho toy ny mianatra fiteny vaovao. Teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2021 Andalana anampy andalanaMandatsaka fanorenanaFamintinana sy fanazavana ny soratra masina mifono ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2021, Fotopampianarana sy Fanekempihavanana 64:33–34. Ny Fiadidian’ny Zatovolahy sy ny Zatovovavy maneran-tanyAsa lehibeNy Fiadidian’ny Zatovovavy sy Zatovolahy maneran-tany dia mampianatra ny zatovo momba ny fandraisana anjara amin’ilay asa lehibe indrindra eto an-tany ankehitriny izay mifandray amin’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2021. Loharanom-pitaovana ho an’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2021Petadrindrina, T-shirts, mozika ary loharanom-pitaovana hafa mifandray amin’ny teny filamatra ho an’ny zatovo ho an’ny taona 2021, “Mandatsaka fanorenana.” Nik DayAsa lehibe: Hiran’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2021Taratasy misy ireo mari-peon’ny hiran’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2021. Asa lehibe: Petadrindrin’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2021Petadrindrin’ny teny filamatry ny zatovo ho an’ny taona 2021: Asa lehibe. Fototra mafy orinaMiaro ireo zavatra inoakoMijoro ho matanjaka eo anatrehan’ireo namany izay mifosafosa ny hafa ny zatovolahy iray. Miala voly kelyFialam-boly, sy lalao, ary tantara an-tsary ho an’ny zatovo. Fanontaniana sy valiny Fanontaniana sy valinyMilalao jeux vidéos sahaza ho an’ny zatovo daholo ny namako, saingy izaho dia misafidy ny tsy hilalao. Tsy mampaninona ve ny jeux vidéos sahaza ho an’ny zatovo?Valin’ny fanontaniana: “Milalao jeux vidéos sahaza ho an’ny zatovo daholo ny namako, saingy izaho dia misafidy ny tsy hilalao. Tsy mampaninona ve ny jeux vidéos sahaza ho an’ny zatovo?” Teneno mivantanaHoy ny olona amiko hoe fieboeboana ny milaza fa ny fiangonantsika irery ihany no Fiangonana marina. Inona no tokony holazaiko azy ireo?Valin’ny fanontaniana: “Hoy ny olona amiko hoe fieboeboana ny milaza fa ny fiangonantsika irery ihany no Fiangonana marina. Inona no tokony holazaiko azy ireo?” Teny faranyNy Filoha Russell M. NelsonMihaino,mitandrina, ary manarakaNy Filoha Nelson dia mampianatra antsika ny fomba hihainoana sy hitandremana ary hanarahana ny tenin’ny Tompo. Olona ao amin’ny tantaran’ny FiangonanaJoseph Smith ZananyTantara fohy momba an’i Joseph Smith.