2021
I Joseph Smith Zanany
Janoary 2021


“Joseph Smith,” Ho zatovo mahery! jan. 2021, 33.

Olona ao amin’ny tantaran’ny Fiangonana

I Joseph Smith Zanany

Sary
I Joseph Smith Zanany
  • 1805–1844

  • Nanana zanaka 11 isa.

  • Nanana aliaka izay antsoina hoe Major.

  • Fony izy mbola zatovo dia ny vavaka tamin-kitsim-po nataony no nitarika ho amin’ny Fahitana Voalohany, sy ny fivoahan’ny Bokin’i Môrmôna, ary ny Famerenana amin’ny laoniny eo an-dalam-pitohizana. Izy no Filohan’ Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro Farany voalohany.

Hamoaka printy