2023
Miala voly kely
Septembra 2023


“Miala voly kely,” Ho zatovo mahery! Sept. 2023

Miala voly kely

Ho avy ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany! Andramo ireto sahanasa miompana amin’ny fihaonambe ireto.

Sary
Miala voly kely

Hisintona ny endrika PDF

Fantaro hoe iza

Azonao ampifandraisina amin’ny sarin’izy ireo taloha ve ireto mpikambana valo ao amin’ny Fiadidiana Voalohany na ny Kôlejin’ny Apôstôly Roambinifolo ireto?

  1. Henry B. Eyring

  2. Dieter F. Uchtdorf

  3. David A. Bednar

  4. Quentin L. Cook

  5. D. Todd Christofferson

  6. Ronald A. Rasband

  7. Gerrit W. Gong

  8. Ulisses Soares

a.

b.

d.

e.

f.

g.

h.

i.

Mandoko momba ny Fihaonambe

Ity misy sary holokoinao. Toy izao ve ny zavatra niainanao nandritra ny fihaonambe?

Fitsapam-pahalalana momba ny zava-misy mahafinaritra mahakasika ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany

  1. Ity no fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany faha- _________fanao isaky ny tapa-taona.

    1. faha-193

    2. faha-152

    3. faha-143

  2. Tamin’ny ________ no nanatontosana ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany voalohany.

    1. 1845

    2. 1922

    3. 1830

  3. Nisy olona _______ tamin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany voalohany.

    1. 27

    2. 109

    3. 44

  4. Ankehitriny ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany dia adika amin’ny fiteny manodidina ny _________ .

    1. 15

    2. 100

    3. 70

  5. Notontosana tao amina ________ ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany tamin’ny aprily 1833.

    1. Trano fitehirizam-bokatra efa nilaozana

    2. Baka

    3. Tokotanin’ny tempoly

Tantara an-tsary

Sary
Fianakaviana mandritra ny sakafo hariva

Mm … Namaky tao amin’ny soratra masina aho androany fa ireo izay mivoky amin’ny teny dia tsy ho noana na oviana na oviana, noho izany dia tsy voatery misakafo hariva aho. Misaotra!

Ryan Stoker

Valiny

Fantaro hoe iza

1. g, 2. d, 3. i, 4. a, 5. b, 6. f, 7. h, 8. e

Fitsapam-pahalalana momba ny zava-misy mahafinaritra mahakasika ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany

1. a, 2. c. 3. a, 4. b, 5. b

Hamoaka printy