Septembra 2023 MampifandrayFampahafantarana sy fijoroana ho vavolombelona fohy avy amin’i Sisekelo Q., zatovovavy iray avy any Afrique du Sud. Avia, hanaraka AhyLoholona Gerrit W. GongMalalan’ AndriamanitraMampianatra ny antony ilana sy anomezan-danja ny vehivavy sy ny lehilahy ao amin’ny drafitr’ Andriamanitra ny Loholona Gong. Fanampiana amin’ny fiainanaJessica Zoey StrongMahatsiaro ho sahiran-tsaina ve, sa mitebiteby, sa malahelo?Torohevitra hanampiana ireo zatovo izay mahatsapa ho mikorontan-tsaina, na mitebiteby, na malahelo. Mahay ny zavatra rehetra aho ao amin’[i Kristy] Raygan P.Afaka tsy mihoatra ny fefy ahoNihevitra ny zatovovavy iray fa nanamontsana ny zava-bita tsara indrindra amin’ny fifaninana hazakazaka izy saingy nolazaina fa nahintsana satria nihoatra tany ivelan’ny sori-dalana nisy azy. Enoc M.Misafidy ny hanompoNanemotra ny fandehanany manao asa fitoriana ny zatovolahy iray ary nahatsapa fa very tsikelikely ilay faniriany hanompo. Saingy nandre hafatra iray izy avy eo nandritra ny fihaonamben’ny Fiangonana. Miomana ho amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany Ahoana no fomba hiomanana ho amin’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany?Zatovo mizara ny zavatra niainan’izy ireo avy amin’ny fijerena ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany. David A. EdwardsAvy amin’ny epistily ka lasa seho mivantanaDiniho ny fomba nanatanterahan’ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany ny sasany amin’ireo tanjona mitovy amin’ireo epistily ao amin’ny Testamenta Vaovao. Stephanie E. JensenMpaminany manaraka mpaminanyFony izy ireo apôstôly dia samy nanaraka ny torohevitry ny Filoha Monson ny Filoha Nelson sy ny Filoha Eyring ka dia nandray fitahiana maro. Eric B. MurcdockFomba 4 hanamafisana orina ny fianakavianaoMianara fomba efatra azona hanamafisana orina ny fianakavianao amin’ny maha zatovo anao. Stephanie E. Jensen sy Jessica Zoey StrongFotoana handihizanaTantaran’ny zatovovavy iray manao danse des cerceaux izay dihin’ny Zanatany Amerikana sy tovolahy iray manao dihy irlandey. David DicksonMila namana ve? Aoka ho namana!Tantara aseho an-tsary momba ny zatovovavy iray izay niatrika ny famoizana namana akaiky iray izay nifindra toerana. Fanampiana amin’ny fiainanaDavid A. EdwardsRaha manana olana amin’ny fahasalamana ara-tsaina ny olona tiana irayIreto misy hevitra dimy tokony hotadidiana rehefa te hanampy olona tratran’ny fahaketrahana, na tebiteby, na olana ara-pihetseham-po hafa ianao. Kristin M. YeeAvelao dia mihainoaMizara ny fomba nitahiana azy tamin’ny fomba tsara rehefa nampandray anjara ny Tompo tamin’ireo fanapahan-keviny ny Rahavavy Yee. Matthew C. GodfreyLesona telo avy tamin’ireo taona naha zatovo an’i Joseph SmithFantaro ny momba ny zavatra telo manan-danja nianaran’i Joseph Smith 200 taona lasa na mihoatra izay. Miala voly kelySahanasa mahafinaritra momba ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany ahitana lalao faminavinana hoe iza no mifanaraka amin’ilay inona, pejy fandokoana ary fitsapam-pahalalana momba ny zava-misy mahafinaritra. Fanontaniana sy valiny Fanontaniana sy valinyInona no azoko atao raha toa ka mahatsapa ho toa tsy manana traikefa ara-panahy aho?Valin’ny zatovo ilay fanontaniana hoe: “Inona no azoko atao raha mahatsapa aho fa tsy manana traikefa ara-panahy?” Valiny fohy sy mivantanaNahoana isika no mila manatanteraka batisa ho an’ireo razambe efa nodimandry?Valin’ilay fanontaniana hoe: “Nahoana isika no mila manao batisa ho an’ireo razambe?” Andalana anampy andalanaEfa nitsangana Kristy ankehitrinyFanazavana fohy momba ny 1 Korintiana 15:20–22. Ny fanoharan’ny MpamonjyIlay ondry veryPeta-drindrina izay mampiseho ny fanoharana nataon’ny Mpamonjy momba ny ondry very.