Tatitra momba ny antontan’isa ho an’ny taona 2021
Ho fampahafantarana ny mpikamban’ny Fiangonana, ny Fiadidiana Voalohany dia namoaka ity tatitra manaraka ity izay momba ny antontan’isa mikasika ny fivoarana sy ny toetoetry ny Fiangonana tamin’ny 31 Desambra 2021.
Rantsan’ny Fiangonana | |
Tsatòka |
3.498 |
Misiôna |
407 |
Distrika |
520 |
Paroasy sy sampana |
31.315 |
Isan’ny mpikamban’ny Fiangonana | |
Totalin’ny isan’ny mpikambana |
16.805.400 |
Zaza notsofina rano voarakitra tato amin’ny Fiangonana tamin’ny taona 2021 |
89.069 |
Olona niova fo natao batisa nandritra ny taona 2021 |
168.283 |
Misiônera | |
Misiônera amin’ny fotoana feno mampianatra ny filazantsara |
54.539 |
Misiônera mpanao asa soa ho an’ny Fiangonana |
36.639 |
Tempoly | |
Tempoly natokana nandritra ny taona 2021 (Tempolin’i Winnipeg Manitoba sy Pocatello Idaho) |
2 |
Tempoly naverina natokana tamin’ny taona 2021 |
1 |
Tempoly am-perinasa tamin’ny faran’ny taona |
170 |