Septambra 2024 Tonga soa ato amin’ity laharana ityKristin M. YeeMahita fanamaivanana ao amin’i Jesoa KristyFampianarana avy amin-dRahavavy Yee sy ny Loholona Uchtdorf momba ireo fitahiana atolotry ny Mpamonjy antsika. Ireo lahatsoratra misy ato Jeffrey R. HollandNy garmentan’ny fisoronana masinaMampianatra ny Filoha Holland fa ny garmenta izay raisina ao anatin’ny fanafiana masina any amin’ny tempoly dia mpampahatsiahy ny fanekempihavanana nataontsika sy tandindon’ny Mpamonjy ary tokony hanaovana andro aman’alina izany. Dallin H. OaksRussell M. Nelson: Mpaminany ho an’izao androntsika izaoManome voninahitra ny asa fanompoana sy fampianaran’ny Filoha Russell M. Nelson ny Filoha Oaks. Asa Fanompoana feno fanolorantena aman-taonany maro: Fampianarana voafantina avy amin’ny Filoha Russell M. NelsonSongadina avy amin’ireo fampianaran’ny mpaminany hatramin’ny naha lasa Filohan’ny Fiangonana azy. Mijoro ho vavolombelona momba ny mpaminanintsika velona isikaFanehoam-pankasitrahana avy amin’ireo mpikambana manerana izao tontolo izao ho an’ny Filoha Russell Nelson. Isaac K. MorrisonMitarika antsika mankany amin’i Jesoa Kristy ny mpaminanyMampianatra ny Loholona Morrison fa ireo mpaminany dia fitaovana eo an-tanan’ Andriamanitra mba hitarika antsika mankany amin’ny Mpamonjy sy ireo fitahiana mandrakizay. Kristin M. YeeMahita fanamaivanana ao anatin’ny fifandraisana ara-panekempihavanana ataontsika amin’ AndriamanitraMampianatra ny Rahavavy Yee fa amin’ny alalan’i Jesoa Kristy dia afaka mahazo fanamaivanana isika amin’ny fiatrehana samirery ireo olan’ny fiainana. Julianne Holt-LunstadTsy manirery intsony: Fomba fito hifandraisanaFomba fito iadiana amin’ny fanirery eo amin’ny fiainantsika. Ny feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany Tom YellowmanNy soa nentin’ny filazantsara teo amikoLasa mpikamban’ny Fiangonana ny naman’ny Fiangonana nisalasala iray rehefa avy nahatsapa ny Fanahy Masina tamin’ny alalan’ireo mpikambana. Américo Chantre FernandesNitondra fiadanana ho ahy ny Bokin’i MôrmônaNiditra ho mpikamban’ny Fiangonana ny zatovolahy iray rehefa nahazo fijoroanao ho vavolombelona momba ny Bokin’i Môrmôna. Ronald BaaNanana zavatra tsara kokoa ho anay AndriamanitraTaorian’ny fiovam-pony dia hitan’ny zatovolahy iray ny fahafahany mitombo, mianatra ary tonga izay azony ahatongavana araka an’ Andriamanitra. Lisa Nielsen YoungNy Fanahy no nitondra [fiovana]Mpitendry ôrga iray izay vonton’alahelo no nahatsapa fitiavana avy tamin’ireo mpikambana ao amin’ny paroasy rehefa tsy nahavita nitendry ny fihirana famaranana hatramin’ny farany izy. Stephan SeableFahatsapana ara-panahy enti-mamoronaMamela azy hizara ny hakanton’ny filazantsara sy izao tontolo izao ny sanganasakanton’ny mpanao sary sokitra iray. Avia, hanaraka Ahy Ahoana no ahafahako manamafy orina ny fijoroana ho vavolombelona ananako momba ny Mpaminany?Afaka manampy ahy hanamafy orina ny fijoroana ho vavolombelona ananako momba ny mpaminany velona ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany. Ahoana no ahafahako miomana handray ny Mpamonjy?Nandray ara-batana ny Mpamonjy teo anatrehany ny Nefita. Inona no azontsika ianarana avy amin’ny ohatra nasehon’izy ireo mba hanampiana antsika handray ny Mpamonjy ara-panahy? Zavakanto momba ny Bokin’i MôrmônaI Kristy mitsodrano ireo NefitaHaikanto tsara tarehy maneho tantara mifandray amin’ny soratra masina. Tanora Maren KennedyNy fomba nanampian’ny faharavana ahy mba hamerina hanorina ny fiorenan’ny finoakoMizara ny fomba nahitany fahasitranana taorian’ny ady tamin’ny fahaketrahana sy ny homamiadana ary ny tsy firaharahana ara-panahy ny tanora iray. Emma HebertsonFomba 3 haharetana ny fiainana sy hankamamiana izanyMizara teny nalaina avy amin’ireo mpitarika ao amin’ny Fiangonana mikasika ny famelomana indray ny fifaliana eo amin’ny fiainana ny tanora iray. Andian-dahatsoratra mitohy Tafaorina eto ny FiangonanaReykjavík, IslandeFitantarana ny fivoaran’ny Fiangonana any Islande. Ho an’ny ray aman-drenyFeno fankasitrahana noho ny mpaminanySosokevitra momba ny fampiasana ny gazetibokin’ny Fiangonana ao anatin’ny fandalinan’ny mpianakavy ny filazantsara.