2021
Dia mampientanentana tany Pologne niarahana tamin’i Margo sy i Paolo
Septambra 2021


Ekipan’ny Manome Tanana

Dia mampientanentana tany Pologne niarahana tamin’i Margo sy i Paolo

Sary
Margo standing in front of beautiful buildings

Tonga soa eto Pologne

Sary
Margo and Paolo at a river

Manana tendrombohitra sy ala mahafinaritra i Pologne.

Oadray izany habetsaky ny vorona eto e!

Sary
Paolo standing in front of church building

Misy mpikamban’ny Fiangonana miisa 2000 eo ho eo fotsiny eto Pologne. Ity ny iray amin’ireo trano Fiangonan’izy ireo!

Sary
Margo and Paolo at a cemetery with flowers

Haingoin’ny olona ny fasan’ny razamben’izy ireo amin’ny andro fety iray atao hoe Fetin’ny Olomasina.

Manampy azy ireo hahatsiaro ireo hava-tiany izany!

Sary nataon’i Katie McDee

Hamoaka printy