Afaka mitendry izany aho!
Fiadanam-po no omen’i Kristy
Amim-pisainana [quarter note] =
1. Fiadanam-po
No omen’i Krsity.
Raha manaraka Azy isika
Ka maneho fitia.
Henoy sy iaino
Izay nolazainy.
Dia fiadanam-po tokoa,
No homen’i Kristy
2. Fiadanam-po
No omen’i Kristy
Raha ataonao izay nataony
Fony Izy tety
Koa reo fo maratra.
Ndao fenoy fitia.
Mba ho fiadanam-po
No homen’i Kristy
Fiverenana: Fanantenana
no omeny anao,
sy fo mahery
raha toa kivy ianao,
fialofanao Izy
amin’ny ady ety.
Fiadanam-po
No homen’i Kristy
Famaranana fanindroany: Fiadanam-po,
No homen’i Kristy