2021
Lalao sabaka miaraka amin’ny namana
Septambra 2021


Lalao sabaka miaraka amin’ny namana

Sary
girl playing hopscotch outside

I Daya dia tia milalao sabaka miaraka amin’ireo namany.

Sary
girl holding out one stone

I Siya sy i Ishika dia tsy manana afa-tsy pala iray ihany hanaovana izany.

Sary
girl with arms around two friends

Manana hevitra i Daya!

Sary
girl holding two small stones

Nahita pala roa tao anaty bozaka izy.

Sary
three girls each holding stone in hand

Izao dia afaka miara-milalao izy ireo.

Sary
three girls playing hopscotch together

Faly i Daya fa afaka nanampy ireo namany ho falifaly!

Tsara fanahy amin’ny hafa

Sary
faces of different family members

Inona avy ireo fomba sasany ahafahantsika maneho hatsaram-panahy amin’ireto olona ireto? Ahoana ny fomba nanehoany hatsaram-panahy taminao?

  • Neny

  • Dada

  • Rahavavy na anabavy

  • Rahalahy na anadahy

  • Mpampianatra

  • Namana

  • Dadabe

  • Nenitoa

Sary nataon’i Lisa M. Griffin

Hamoaka printy