Septambra 2021 Ry namana malalaVakio ny hafatra mikasika ny fikatsahana fiadanam-po ao amin’i Kristy. Dallin H. OaksMihira ho an’i JesoaMamaky hafatra avy amin’ny Filoha Oaks mikasika ny fomba tokony hanehoantsika ny fitiavantsika ny Mpamonjy amin’ny alalan’ny hira. Amie Jane LeavittAmigos (Namana) vaovaoI Brigit dia tsy mahay miteny Espaniôla kanefa nisy zazavavy kely roa nandray azy tsara. Fantaro i Porter avy any PologneFantaro i Porter avy any Pologne ary ianaro ny fomba fanampiany tahaka ny nataon’i Jesoa. Nanampy tamin’ny fomba maro i JesoaMamakia tantara iray mikasika ny fomba nanampian’i Jesoa olona ary manaova drafitra mba hanampiana toy izay nataony. Dia mampientanentana tany Pologne niarahana tamin’i Margo sy i PaoloIanaro ny momba an’i Pologne miaraka amin’i Margo sy i Paolo ary ataovy ny fanambin’ny Manome Tanana. Jennifer MaddyLalao sabaka miaraka amin’ny namanaRehefa mifamaly ireo namany dia i Daya no mpampihavana. Kilalao mampiasa voankazoAmpiasao ireo tarehimarika fanalahidy mba hahitana ny valin’ireo piozila voankazo. Nik DayFiadanam-po no omen’i KristyNaotin-kiran’ankizy notsorina Joni L. KochNy fahatsapana fiadananaFony mbola zazalahy kely ny Loholona Koch dia maty ny rainy. Nahatsapa fiadanam-po izy rehefa nieritreritra mikasika ny drafitry ny famonjena. Tadiavo ny voninkazoTadiavo ny endriky ny voninkazo ao an-jaridaina. Kahie kely ho an’ny fihaonambeAtaovy ireto atrikasa ireto eo am-pihainoana ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany! Asehoy sy lazaoTamba-tsary sy teny nataon’ankizy manerana izao tontolo izao. Happiness Balilemwa, Richard M. RomneyIlay vahiny manan-kajaManampy ny fianakaviany handray vahiny manan-kaja i Ammon dia ny Fanahy Masina izany. Nitsidika an’i Afrika Atsimo ny Loholona RasbandFantaro ny momba ny dian’ny Loholona Rasband tany Afrika Atsimo, rehefa nanokana ny Tempolin’i Durban, Afrika Atsimo izy. Tadiavo!Hitanao ve ireo biby miafina avy ao Afika Atsimo? Lucy Stevenson EwellOlga ŠnederflerManiry te ho any amin’ny Tempoly i Olga, saingy tsy misy Tempoly akaiky azy. Taty aoriana izy dia lasa vehivavy voalohany vadina filohan’ny tempoly tao Tchecoslovaquie. Tempolin’i KirtlandVakio ny tantara iray momba ny Tempolin’i Kirtland ary ianaro ny mikasika ireo Tempoly. Ny tempoly dia toerana masina.Ampianaro ny ankizy madinikareo amin’ny alalan’ny pejy holokoina mifototra amin’ny filazantsara. Ny hafatra amin’ity volana ity dia hoe, “Ny tempoly dia toerana masina.” Nanome anarana ny Fiangonany i Jesoa KristyVakio ny tantara iray mikasika ny nahazoana ny anarana hoe Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy ho an’ny Olomasin’ny Andro farany. Karatra misy ny tantaran’ny FiangonanaMangòna karatra hianarana mikasika ireo olona manan-danja teo amin’ny tantaran’ny Fiangonana! Amin’ity volana ity: Desideria Yáñez sy Olivas Vila Aoy. Ry ray aman-dreny malalaVakio ny hafatra ho an’ny ray aman-dreny mikasika ny fomba fambolena fitiavana sy fifandraisana milamina ao an-tokantranon’izy ireo.