2021
Kilalao mampiasa voankazo
Septambra 2021


Zavatra mahafinaritra

Kilalao mampiasa voankazo

Sary
math game with fruit

Ampiasao ireo tarehimarika fanalahidy mba hahitana ny valin’ireo piozila voankazo.

  • 1 = manga

  • 2 = fruit du dragon

  • 3 = paoma

  • 4 = voasary makirana

  • 5 = apongabendanitra

  • apongabendanitra – voasary makirana + paoma =

  • fruit du dragon + manga + apongabendanitra =

  • voasary makirana – paoma + fruit du dragon =

  • manga + apongabendanitra – vaoasary makirana =

Hamoaka printy