Apôstôly manerana izao tontolo izao
Famangian’ny Loholona Rasband tany Afrika Atsimo
Manompo olona maneran-tany ireo apôstôly ary mampianatra azy ireo momba an’i Jesoa Kristy.
Tamin’ny febroary 2020, ny Loholona Ronald A. Rasband sy i Melanie vadiny dia nitsidika ny Tempolin’i Afrika Atsimo. Nanokana ny Tempolin’i Durban ny Loholona Rasband.
Nanokana ny Tempolin’i Durban, Afrika Atsimo ny Loholona Rasband.
Nanampy tamin’ny fametrahana ny vatofehizoro izy izay singa farany hamitana ny tempoly. Io singa io no mampahatsiahy antsika ny maha-vatofehizoron’ny Fiangonana an’i Jesoa Kristy.
Ny vararankelin’ny Tempolin’i Afrika Atsimo dia maneho ny voninkazo misy ao amin’ny firenena, atao hoe protea.
Ireto zazavavy ireto dia tonga nanatrika ny fivoriana izay nandraisan’ny Loholona Rasband fitenenana.
Nandray tanana ireo ankizy ny Loholona sy ny Rahavavy Rasband nandritra ny fampaherezam-panahy iray.