2022
Ry namana malala
Martsa/Aprily 2022


Ry namana malala,

Sary
Jesus with young children

Efa niaina olana lehibe iray ve ianao? Ao amin’ny pejy 2 dia mitantara ny fahasarotan’ny fiainany ny Filoha Oaks tamin’ny rainy nodimandry. Milaza mikasika ny fomba ahafahanao mandresy ireo olanao koa izy. Ary ao amin’ny pejy 24 ianao, dia hahita ny fomba nahitan’ny ankizivavy iray fampaherezana raha nahatsapa ho manirery izy. Eo foana ny Ray any An-danitra mba hanampy anao!

Tianay ianareo,

Namana

P.S. Azafady sorato dia lazao anay ny zavatra nanampy anao nandritra ny fotoana sarotra iray nolalovanao.

Hamoaka printy