2022
Miara-manara-dia an’i Jesoa
Martsa/Aprily 2022


Miara-manara-dia an’i Jesoa

Sary
boy with block temple he built

Roberto R., 10 taona, Concepción, Chili

Sary
painting of house at night

Zhou F., 7 taona, Rewa, Fidji

Sary
drawing of tree frog

Clara H., 9 taona, Arizona, Etazonia

Sary
drawing of tiger

Scott M., 6 taona, Nouveau Mexique, Etazonia

Sary
drawing of Jesus

“Fantatro fa velona i Jesoa,” Helaman K., 7 taona, Hsinchu, Taiwan

Sary
drawing of temple

Maria Julia S, 8 taona, Pernambuco, Brésil

Sary
Quinn Pack

Nizara vao voalohany ny fijoroako ho vavolombelona aho! Nangovitra aho, ka nieritreritra momba an’i Jesoa aho dia tsy dia natahotra intsony.

Quinn P., 10 taona, Nevada, Etazonia

Sary
Summer Hamilton

Nahita soratra masina momba ny vavaka aho ary nosoratako teo ambanin’ilay sary nataoko ho an’ilay hetsika avy amin’ny Namana mankany amin’ny Namana izany. Mampahatsiahy ahy ny maha-zava-dehibe ny vavaka izany.

Summer H., 10 taona, Nottinghamshire, Angleterre

Sary
Dalia Parry

Nanasa ahy hilalao amin’ ny andro alahady ny namako. Nieritreritra fomba tsara aho mba hahafahako manazava aminy fa ny andro alahady dia andro miompana amin’ny ara-panahy ho ahy mba hitsaohana an’ Andriamanitra ary hiarahako amin’ny fianakaviako. Nahatsapa hafanana tao anatiko aho taorian’izay.

Dalia P., 9 taona, Nebraska, Etazonia

Sary
Heidi Braun

Miara-milalao kilalao amin’ny solosaina izaho sy ny renibeko ary manorina tempoly amin’ilay izy. Tena mahavariana ny endrik’izy ireo!

Heidi B., 10 taona, Ohio, Etazonia

Sary
Miguel Alves showing a drawing of a boy praying

Ny efitrano fatoriako dia toerana mangingina sy milamina izay ahafahako mandray ireo valin’ny vavaka ataoko. Mahafaly ahy ny mahafantatra fa mahare ireo vavaka ataoko ny Ray any An-danitra.

Miguel A., 6 taona, Minas Gerais, Brésil

Hamoaka printy