2022
Nikarakara ireo marary i Jesoa
Martsa/Aprily 2022


Manampy toa an’i Jesoa

Nikarakara ireo marary i Jesoa

Sary
Jesus giving a woman a blessing

Na taiza na taiza nalehan’i Jesoa dia nikarakara ireo marary na voaratra Izy. Taorian’ny nitsanganany tamin’ny maty dia namangy ireo Nefita i Jesoa. Nangataka Izy mba hitondran’izy ireo izay narary sy voaratra teo Aminy. Nampahery azy ireo Izy. Nanasitrana azy ireo Izy. Feno fankasitrahana ireo olona noho ny nanampian’i Jesoa azy ireo.

Sary
Collin Mallard

Tiako ny manompo! Tamin’ny fotoana namparary ny dadatoako dia nanampy tamin’ny fikarakarana ny sakany aho. Nanampy ny dadako nioty voanjo sy nitondra izany teny an-tsena koa aho.

Collin M., 7 taona, Georgia, Etazonia

Sary
Page from the March 2022 Friend Magazine.

Sary nataon’i Jim Madsen.

Hamoaka printy