Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy
Tianay ny mahita ny tempoly
Nitsidika ny tempolin’i Fort Lauderdale Floride i Gabriel, sy i Jasmin ary i Eugene W., izay samy 8 taona.
Toerana hamakiako ny Namana
I Victoria G., 10 taona, dia mamaky ny Namana amin’ny teny frantsay any Quebec, Canada!
Miaraka mamaky
Ny ampahany tena tiako ao amin’ny Namana dia ny momba an’i Matt sy i Mandy. Indraindray ny iray amin’ireo anadahiko no manampy ahy hamaky ireo tantara satria aho voan’ny dyslexie (aretina tsy mahay mamaky teny).
Sebastian L., 10 taona, Arizona, Etazonia