Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany mahafinaritra!
Lokoy arakaraky ny tarehimarika
Rehefa maheno ireto teny ireto ianao dia lokoy eo amin’ny faritra mifandray amin’izany eo amin’ilay sary.
-
Jesoa Kristy
-
Hira
-
Vavaka
-
Ankizy
-
Finoana
Ataovy sary izany!
Ataovy sary ny zavatra iray izay renao resahin’ny mpandahateny iray.
Ireo olona be herim-po ao amin’ny soratra masina
Soraty ny anaran’ireo olona be herim-po ao amin’ny soratra masina izay resahin’ ireo mpandahateny. Avy eo dia vakio ao amin’ny soratra masina ny tantaran’ izy ireo any aoriana any!
Ny dian’ny fihaonambe
Manaova sarina kintana eo amin’ny faritra 3 samihafa. Avy dia eo dia henoy ireo teny ao amin’ilay lisitra. Rehefa maheno teny iray ianao dia soraty eo amin’ilay faritra iray manaraka izany. Dingano ireo faritra misy kintana. Ho tody any amin’ny fiafaran’ny lalana ve ianao?
-
Apôstôly •
-
Fitahiana •
-
Bokin’i Môrmôna •
-
Finoana •
-
Fianakaviana •
-
Fanantenana •
-
Joseph Smith
-
Hatsaram-panahy •
-
Fitiavana •
-
Mpaminany •
-
Soratra masina •
-
Asa fanompoana
-
Tempoly •
-
Fijoroana ho vavolombelona