Martsa/Aprily 2022 Ry namana malalaVakio ny hafatra mikasika ny fandresena ireo olana. Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasyVakio ny taratasy sasantsasany avy amin’ireo namantsika manerana izao tontolo izao! Dallin H. OaksMandresy ireo olanaoVakio ny hafatra iray avy amin’ny Filoha Dallin H. Oaks momba ny fandresena ireo olantsika. Chelsea Flake MortensenNy fanampiana ny hafa sy ny Fanahy MasinaEo am-piomanan’i Mateo hatao batisa dia manampy ny hafa izy ary mahatsapa ny Fanahy Masina. Fantaro i Alice avy any FidjiFantaro i Alice avy any Fidji ary fantaro ny fomba fanampiany tahaka ny nataon’i Jesoa. Nikarakara ireo marary i JesoaMamakia tantara iray mikasika ny fomba nikarakaran’i Jesoa ireo marary ary avy eo dia manaova drafitra mba hanampiana toy ny nataony. Maneho ny fiarahabana avy aty Fidji!Fantaro i Fidji miaraka amin’i Margo sy i Paolo! Haley YanceyIlay sangy ratsy tamin’ny bisikiletaNanafina kojakojana bisikileta izay an’olon-tsy fantatra i Sam sy ireo namany. Nibebaka i Sam ary nisafidy ny tsy hamerina izany intsony. Fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany mahafinaritra!Ataovy ireto sahanasa ireto mandritra ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany. Zoe C.Tanjona amin’ny batisaVakio ny fomba nametrahan’i Zoe C. tanjona tao amin’ny fandaharan’asa Ankizy sy Zatovo mba hiomanana amin’ny batisany. Tadiavo!Hitanao ve ireo zavatra miafina ao amin’ilay sary? Hevitra tsaraSary tsy misy teny maneho an’i Jesoa Kristy Miara-manara-dia an’i JesoaAmboaran-teny nambaran’ankizy manerana izao tontolo izao. Benjamin M. Z. TaiAscenceur nitondra tamin’ny fibebahanaVakio ny hafatra iray mikasika ny fibebahana nataon’ny Loholona Tai. Piozilan’ny mpifanolobodirindrina Ampiasao ireo famantarana mba hanampiana an’i Mei hanatitra ireo sakafo maivana any amin’ireo mpifanolobodirindrina aminy. Lucy Stevenson EwellIlay pianô an’i LudovicMianatra mitendry pianô ho an’ilay sampana kely misy azy any Togo i Ludovic Juliann DomanMahita fiadananaMalahelo an’ ireo zokiny i Molly saingy mahita fiadanana avy amin’ny Fanahy izy. Niomana tamin’ny fotoan-tsarotra i JosefaVakio ny tantara iray momba ny fomba niomanan’i Josefa hiatrika ny fotoan-tsarotra tany Egypta. Hanampy ahy mandritra ireo fotoan-tsarotra ny Ray any an-danitraAmpianaro ny ankizy madinikareo amin’ny alalan’ny pejy holokoina mifototra amin’ny filazantsara. Ny hafatra amin’ity volana ity dia hoe “Hanampy ahy mandritra ireo fotoan-tsarotra ny Ray any an-danitra.” I Mosesy sy ilay ManaVakio ny tantara iray momba ny fomba nanomezan’ Andriamanitra mana an’i Mosesy sy ny Isiraelita. Karatry ny olona be herim-poManangòna karatra hianarana mikasika ireo olona manan-danja ao amin’ny Testamenta Taloha! Amin’ity volana ity: I Noa sy i Rebeka. Ry ray aman-dreny malalaMamakia hafatra natao ho an’ny ray aman-dreny mikasika ny fanamafisana orina ny fifandraisana ao amin’ny fianakaviana.