2022
Maneho ny fiarahabana avy aty Fidji!
Martsa/Aprily 2022


Maneho fiarahabana avy aty Fidji!

Miaraha amin’i Margo sy i Paolo eo am-pitetezan’izy ireo an’izao tontolo izao mba hahafantarana momba ireo zanak’ Andriamanitra.

I Fidji dia nosy iray izay firenena ao amin’ny Ranomasimbe Pasifika Atsimo. Izy dia ahitana nosy mihoatra ny 330 isa!

Mpanampy iray tena faly

Sary
boy sweeping at church building

Ity zazalahy iray any Fidji ity dia manampy amin’ny fanadiovana ao amin’ny fiangonana! Ahoana no fomba hanampianao?

Miaraka daholo

Sary
dad, mom, and son eating together

Matetika no mihinana saonjo sy mangahazo ary voankazo trôpikaly miaraka amin’ny sakafony ireo fianakaviana. Mmm!

Fanatanjahan-tena

Sary
boy running with rugby ball

Tena malaza ny rugby. Fanatanjahan-tena nasiônaly any Fidji izany!

Biby namana

Sary
picture of an iguana

Manana zava-maniry sy biby mahavariana i Fidji tahaka ity iguane ity izay mitsoriadriaka ny soratry ny lokon’ny hodiny.

Tempoly iray tsara tarehy

Sary
photo of the temple in Fiji

Misy mpikamban’ny Fiangonana miisa 22.000 any Fidji. Misy tempoly iray ao Suva, ilay renivohitra.

Sary nataon’i Katie McDee

Hamoaka printy