2022
Ry ray aman-dreny malala
Martsa/Aprily 2022


Ry ray aman-dreny malala,

Sary
boy sharing treat with girl

Na dia mialoha ny fotoana hanaovana batisa ireo zanakareo aza dia afaka manampy azy ireo hiomana ianareo. Ampianaro momba ny fibebahana sy ny fanomezana ny Fanahy Masina izy ireo. Ampio izy ireo hahatakatra ireo fanekempihavanana izay hataon’izy ireo amin’ny batisa. Azonareo atomboka amin’ireto pejy ireto izany:

  • “Ny fanampiana sy ny Fanahy Masina” (pejy 4)

  • “Tanjona amin’ny batisa” (pejy 14)

  • “Ascenceur nitondra tamin’ny fibebahana” (pejy 20)

Amim-pitiavana,

Namana

Hamoaka printy