2022
Ry namana malala
Jolay/Aogositra 2022


Ry namana malala,

Sary
Jesus speaking with children

Efa nahita tempoly namiratra amin’ny alina ve ianao? Nampaninona anao ilay izy? Ao amin’ny pejy 2 ianao dia afaka mamaky tantara iray avy amin’ny Filoha Eyring momba ny tempoly. Avy eo dia hetezo ilay sarin’ny tempoly ao amin’ny pejy 3 ka hapetakao eo amin’ny rindrinao. Ao amin’ny pejy 14 ianao dia apetaho mamaky momba ny tovolahy iray izay tsy nahandry ny hisian’ny tempoly vaovao ao Dubai. Ianaro hoe toy ny ahoana izany ao anatiny izany indray andro any (pejy 16).

Banjino hatrany ny tempoly!

Namana

Fanamarihana Manorata aminay azafady raha hilaza ny dikan’ny tempoly: aminao.

Hamoaka printy