2022
Ry ray aman-dreny malala
Jolay/Aogositra 2022


Ry ray aman-dreny malala,

Sary
letter to parents

Impiry ianareo no miresaka momba ny tempoly ao an-tokantrano? Mety mipetraka lavitra ny tempoly ianao, saingy mbola afaka manampy ireo zanakao hiandrandra ny handeha ho any indray andro any ianao. Zarao amin’izy ireo ny fijoroana ho vavolombelona anananao momba ny tempoly. Ampio izy ireo hieritreritra ny hiditra ny tempoly mba hanompo ny hafa sy hanao fanekempihavanana ary hahatsapa ho akaiky ny Ray any An-danitra bebe kokoa. Azonao atomboka amin’ireo hevitra sasany ao amin’ny pejy 2, sy 14, ary 16 izany.

Amim-pitiavana,

Ny Namana

Hamoaka printy