2022
Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy
Jolay/Aogositra 2022


Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy

Aiza aho no mamaky ny Namana

Sary
girl showing Friend magazine in Chinese

I Jessie C., 4 taona, dia mamaky ny Namana amin’ny teny sinoa ao Hsinchu County, Taiwan.

Tianay ny mahita ny tempoly

Sary
children sitting in front of temple

Nitsidika ny tempolin’i Bismarck Avaratra Dakota i Taysom, i Mack, i Jordan, ary i Boston B., 7, 1, 4, ary 9 taona.

Zavatra mahafinaritra

Sary
child and dog looking at Friend activities

Mahafinaritra ireo atrikasa ao amin’ny Namana. Rehefa misy olana dia eo ny alika keliko hanampy ahy!

Chace J., 8 taona, Ôstralia Andrefana, Ôstralia

Hamoaka printy