Miara-manara-dia an’i Jesoa
Zach W., 8 taona, Ohio, Eazonia
“Pray Every Day,” Amelia S., 8taona, Andhra Pradesh, Inde
“Jesus Easter,” Indira G., 9 taona, Lower Saxony, Allemagne
Nora sy Moses B., 7 sy 9 taona, Amman, Jordan
Taggart W., 10 taona, Utah, Etazonia
“Pioneer Children Sang as They Walked [Velon-kira ny ankizy mpamaky lay],” Emily J., 10 taona, Utah, Etazonia
Nanomboka namaky ny Bokin’ i Môrmôna aho rehefa feno fito taona mba hiomana amin’ny batisako. Vitako izany tamin’ny tsingerin-taonako faha-valo! Nisy teny sarotra tao saingy nisy tantara maro mahaliana.
Heewon C., 8 taona, Gyeonggi-do, Corée du Sud
Mamaky ny Bokin’ i Môrmôna foana aho. Ny tantaran’i Nefia no tena tiako ao.
Jared C., 6 taona, Sololá, Guatemala
Nandeha teo an-tokontanin’ny tempoly izahay. Nahatonga ahy ho tsindrin-daona hanatanteraka ireo batisa any amin’ny tempoly izany rehefa lehibe aho. Nahatsapa fifaliana aho tany. Tena tsara ny tempoly.
Emmeline M., 10 taona, New Jersey, Etazonia
Rehefa mivavaka sy mamaky ny soratra masina aho isan’andro dia mahatsapa ho akaiky ny Raiko any An-danitra sy i Jesoa Kristy.
Rafael L., 8 taona, Arequipa, Pérou
Amin’ny alahady ny sasany amin’ireo lalao baseball anay. Malahelo aho fa tsy afaka mamonjy azy rehetra saingy faly aho fa afaka mandeha any am-piangonana. Te ho eo amin’ny toerana tokony hisy ahy foana aho amin’ny andro Sabata.
Benjamin P., 7 taona, New York, Etazonia
Nilaza i Neny fa afaka mahazo biby mandady aho rehefa mahazo ny vola . Naharitra elaela izany satria nandoa fahafolonkarena aho. Rehefa nisy nivarotra tranom-biby mandady dia nanana vola aho hividianana izany! Ny ampitson’io aho dia nahazo tanalahy ho an’ny tsingerin-taonako. Nanampy ahy hahazo fijoroana ho vavolombelona momba ny fahafolonkarena izany.
Laura K., 11 taona, Minnesota, Etazonia