2022
Karatry ny olona be herim-po
Jolay/Aogositra 2022


Karatry ny mahery fo ao amin’ny soratra masinan

Hetezo ireo karatra, aforeto manaraka ireo tsipika mitsitapatapaka ary araiketo hikombona.

Hana

Sary
cut-out card of Hannah praying

“Mamoaka ny ato am-poko eto anatrehan’i Jehovah aho.”

  • Nanana finoana izy. Nivavaka izy mba hanan-janakalahy.

  • Nampanantena an’ Andriamanitra izy fa raha tanteraka izany dia hanompo ao amin’ny tempoly ilay zaza.

  • Voavaly ny vavaka nataony! Nanan-janakalahy nantsoina hoe Samoela izy. Nanompo tao amin’ny tempoly izy.

Samoela

Sary
cut-out card of Samuel as a young boy

“Niantso [azy] Jehovah, ary izy namaly.”

  • Nobeazina tao amin’ny tempoly izy. Nantsoin’ Andriamanitra ho mpaminany izy fony izy mbola kely.

  • Nianatra nihaino ny feon’ Andriamanitra izy. Hoy izy hoe: “Inty aho.”

  • Nampianatra ny olona mba hibebaka sy hanam-pinoana izy.

Hamoaka printy