Jolay/Aogositra 2022 Ry namana malalaVakio ny hafatra mikasika ny tempoly. Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasyVakio ny taratasy sasantsasany avy amin’ireo namantsika manerana izao tontolo izao! Henry B. EyringNy hazavana sy ny fiadanan’ny tempolyVakio ny hafatra iray avy amin’ny Filoha Henry B. Eyring momba ny fanompoana ao amin’ny tempoly. Noelle BarrusFifaninana manangona kitayManaraka ny mpaminany i Luke sy ireo mpiray tampo aminy ka nanangona kitay ho fiomanana. Fantaro i Septream avy any CambodgeFantaro i Septream avy any Cambodge ary ianaro ny fomba fanampiany tahaka ny nataon’i Jesoa. Nanome sakafo ny noana i JesoaMamakia tantara iray mikasika ny fomba nanomezan’i Jesoa sakafo ireo noana ary avy eo dia manaova drafitra mba hanampiana toy ny nataony. Maneho ny fiarahabana avy aty Cambodge!Fantaro i Cambodge miaraka amin’i Margo sy i Paolo. Leslie BornSekoly vaovao, namana vaovaoNa dia tsy nahay niteny sinoa aza i Ada dia nahazo namana iray izy tany amin’ny sekoliny vaovao tao Taiwan. Tadiavo!Hitanao ve ireo zavatra miafina ao amin’ny sary? Paisley B.Tantara any ambadiky ny sehatraMizara tantara momba ny hatsaram-panahy sy ny fijoroana ho an’ny hafa i Paisley B. Charlotte LarcabalIlay tanjona tena mamyMametraka tanjona hiomana ho any amin’ny tempolin’i Dubai i David rehefa vita izany. Fitsidihana ny tempolyFantaro ireo faritra samihafa ao amin’ny tempoly sy ny zavatra mitranga ao. Noelle BarrusHira tian’i Fatima indrindraMizara hiran’ny Kilonga amin’ny iray kilasy aminy any an-tsekoly i Fatima. Miara-manara-dia an’i JesoaAmboaran-teny nambaran’ankizy manerana izao tontolo izao. Lucy Stevenson EwellNy fikarohana ela nataon’i MichaelTamin’ny gazetiboky iray no nahafantaran’i Michael ny Fiangonana ary nanao fikarohana mba hahafantatra bebe kokoa. Karatry ny olona be herim-poManangòna karatra hianarana mikasika ireo olona manan-danja ao amin’ny Testamenta Taloha! Amin’ity volana ity: i Hana sy i Samoela. Ireo vehivavy ao amin’ny Testamenta TalohaFantaro kokoa ireo vehivavy ao amin’ny Testamenta Taloha amin’ny alalan’ity kilalao fampifandraisana ity. I Elia sy ilay feo tony sy malefakaVakio ny tantara ao amin’ny Testamenta Taloha momba an’i Elia maheno ilay feo tony sy malefaka. Afaka mahatsapa ny Fanahy Masina ahoAmpianaro ny ankizy madinikareo amin’ny alalan’ny pejy holokoina mifototra amin’ny filazantsara. Ny hafatra amin’ity volana ity dia hoe: “Afaka mahatsapa ny Fanahy Masina aho.” Mampianatra momba an’i Jesoa Kristy ny SalamoVakio ny momba ny Salamo ao amin’ny Testamenta Taloha. Hoy i JesoaPetadrindrina misy ny hafatra hoe: “Nilaza i Jesoa fa hanampy ahy Izy.” Ry ray aman-dreny malalaVakio ny hafatra ho an’ny ray aman-dreny mikasika ny fomba hanampiana ny zanakao hiatrika fanamby ara-pihetseham-po.