2022
Ry ray aman-dreny malala
Septambra/Ôktôbra 2022


Ry ray aman-dreny malala,

Sary
letter to parents

Mety hisy fiantraikany lehibe ny teny. Afaka mampiasa azy ireny mba hanampiana na handratrana ny hafa ianareo. Mety handroaka ny Fanahy ny fiteny ratsy, fa ny fiteny tsara kosa dia afaka manasa Azy hiditra ao an-tokantranonareo. Ampianaro ireo zanakareo mba hampiasa teny hanaovan-tsoa. Ampio izy ireo hianatra hampiasa fiteny madio sy feno hatsaram-panahy ary fahamarinan-toetra. Afaka manomboka amin’ny hevitra vitsivitsy avy ao amin’ny pejy 14 ianareo.

Amim-pitiavana,

Namana

Hamoaka printy