Septambra/Ôktôbra 2022 Ry namana malalaMamakia hafatra momba ny fitsidihana nataon’i Jesoa Kristy tany Amerika fahiny ao amin’ny Bokin’i Môrmôna. Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasyVakio ny taratasy sasantsasany avy amin’ireo namantsika manerana izao tontolo izao! Russell M. NelsonAoka Andriamanitra no hanjaka!Vakio ny hafatra iray avy amin’ny Filoha Russell M. Nelson momba ny famelàna an’Andriamanitra hanjaka. Mary BrenchleyFantaro hoe iza no tia anao ry Ramatoa Banks!Mampifalifaly an-dRamatoa Banks amin’ny alalan’ny fametrahana voninkazo eo amin’ny lavarangany i Roxy. Andao hifankahafantatra amin’i Jarom avy any MexiqueFantaro i Jarom avy any Mexique ary ianaro ny fomba nanampiany tahaka ny nataon’i Jesoa. Nampanantena fampiononana antsika i JesoaMamakia tantara iray mikasika ny fomba nampanantenan’i Jesoa fampiononana antsika ary avy eo dia manaova drafitra mba hanampiana tahaka izay nataony. Maneho ny fiarahabana avy aty Mexique!Fantaro i Mexique miaraka amin’i Margo sy i Paolo! Juliann Tenney DomanTsy mitovy amin’ny hafa kanefa tsy ireryRehefa maneso an’i Megan noho izy mpikamban’ny Fiangonana ny zazalahy iray, dia mianatra ny fomba hifandraisana tsara aminy izy na dia tsy mitovy aza ny finoan’izy ireo. Jan PinboroughEo foana IzyMianara mitendry hira vaovao iray, “Eo foana Izy.” Julie Cornelius-HuangAhi-dratsy sy teny ratsyMiresaka amin’ny neniny momba ny teny ratsy iray henony tany an-tsekoly i Jonas. Fiadidian’ny Kilonga Maneran-tanyFitsidihana ny toerana fanatontosana ireo horonan-tsary momba ny Bokin’i MôrmônaMamakia hafatra avy amin’ny Fiadidian’ny Kilonga maneran-tany momba ireo horonan-tsary vaovao mikasika ny Bokin’i Môrmôna. Miara-manara-dia an’i JesoaAmboaran-teny nambaran’ankizy manerana izao tontolo izao. Michele HillNanovatra ny toe-draharaha i MargaretRehefa nanomboka nilentika ilay sambo dia nivavaka i Margaret ary nieritreritra fomba hanavotana ny toe-draharaha. Jed L.Manova zavatra ny zavatra kelyMizara ny fomba hitondrany fiovana i Jed L. Na dia fohy aza izy. Haley YanceyNamana mpiara-milasyNifankahafantatra tamina namana vaovao vitsivitsy tamin’ny fandehanana nilasy i Edison ary naniry ny hiverina hivavaka. Mampianatra momba an’i Jesoa Kristy i IsaiaMamakia tantara iray mikasika ny fomba nampianaran’i Isaia momba an’i Jesoa Kristy. Afaka mianatra momba an’i Jesoa Kristy ahoAmpianaro ny ankizy madinikareo amin’ny alalan’ny pejy holokoina mifototra amin’ny filazantsara. Ny hafatra amin’ity volana ity dia hoe: “Afaka mianatra momba an’i Jesoa Kristy aho.” Mampianatra momba ny soratra masina i EzekielaMianara momba ny mpaminany Ezekiela ao amin’ny Testamenta Taloha. Karatry ny mahery fo ao amin’ny soratraManangòna karatra hianarana mikasika ireo olona manan-danja ao amin’ny Testamenta Taloha! Amin’ity volana ity: I Elia sy ilay mpitondratena tao Zarefata. Ry ray aman-dreny malalaMamakia hafatra natao ho an’ny ray aman-dreny mikasika ny fampiasana fiteny tsara.