2022
Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy
Septambra/Ôktôbra 2022


Mpinamana amin’ny alalan’ny taratasy

Tianay ny mahita ny tempoly

Sary
siblings outside temple gates

Nitsidika ny tempolin’i Memphis Tennessee i Paxton sy i Preslie ary i Parker M. izay 9 sy 11 ary 13 taona,.

Toerana hamakiako ny Namana

Sary
girl holding up Friend magazine in Spanish

I Elizabeth G., 12 taona, dia mamaky ny Namako amin’ny teny Espaniôla ao Utah, Etazonia.

Voarakotry ny fitiavana

Sary
girl holding up white blanket

Nanome ahy bodofotsy miloko fotsy ireo ray aman-dreniko tamin’ny batisako, tahaka ny ao amin’ilay tantara hoe “Voarakotry ny fitiavana” (Febroary 2021). Manampy ahy izany hahatsiaro ireo fanekempihavanako tamin’ny batisa.

Vitória C., 8 taona, Paraná, Brésil

Hamoaka printy