2022
Karatry ny mahery fo ao amin’ny soratra
Septambra/Ôktôbra 2022


Karatry ny OLONA BE HERIM-PO ao amin’ny SORATRA MASINA

Hetezo ireo karatra, aforeto manaraka ireo tsipika mitsitapatapaka ary araiketo hikombona.

Elia

Sary
crows bringing bread to Elijah

“Nanao araka ny tenin’i Jehovah [izy].”

  • Mpaminany izy. Nanao fahagagana maro izy.

  • Tsy maty izy. Nentin’Andriamanitra tany an-danitra avy hatrany izy.

  • Niseho tamin’i Joseph Smith tao amin’ny tempolin’i Kirtland izy. Nanome an’i Joseph fanalahidin’ny fisoronana hamehezana ny fianakaviana izy.

Ilay mpitondratena tao Zarefata

Sary
a woman making bread

“Fantatro fa lehilahin’Andriamanitra tokoa ianao.”

  • Tsy nanana afa-tsy sakafo kely dia kely hohanin’izy sy ny zanany lahy izy.

  • Nangataka azy hizara ny sakafon’izy ireo taminy ny mpaminany Elia.

  • Nizara tamin’i Elia izy. Nitahy azy Andriamanitra noho ny fanarahany ny mpaminany.

Sary
cutout cards

Sary nataon’i Alona Millgram

Hamoaka printy