2022
Mampianatra momba ny soratra masina i Ezekiela
Septambra/Ôktôbra 2022


Tantara ao amin’ny soratra masina

Tanteraka ny fampanantenana nataon’i Ezekiela

Sary
Ezekiel writing with quill pen

Mpaminany i Ezekiela. Nampiseho azy zavatra maro amin’ny ho avy izay tsy mbola nitranga Andriamanitra. Nosoratan’i Ezekiela izany.

Sary
Bible and Book of Mormon

Nanoratra momba ny boky anankiroa i Ezekiela. Ny Baiboly ny boky iray. Ny Bokin’i Môrmôna ilay boky iray hafa.

Sary
man printing on old-fashioned printing press

Taona maro taty aoriana dia natonta printy ny Baiboly.

Sary
Joseph and Emma Smith working to translate Book of Mormon

Taona maro kokoa noho izany taty aoriana dia nandika ny Bokin’i Môrmôna i Joseph Smith. Tanteraka ny fahitana hitan’i Ezekiela!

Sary
Jesus Christ

Afaka mamaky ny Baiboly sy ny Bokin’i Môrmôna isika ankehitriny. Miara-miasa izy ireo ankehitriny mba hampianatra momba an’i Jesoa Kristy.

Sary
family reading scriptures together

Rehefa mamaky ny soratra masina aho dia mianatra momba an’i Jesoa Kristy.

Sary nataon’i Apryl Stott

Hamoaka printy