2023
Fiantsoana: Youth Music and Arts Festival [Fetin’ny mozika sy ny zavakanto ho an’ny zatovo]
Mey 2023


Fiantsoana: Youth Music and Arts Festival [Fetin’ny mozika sy ny zavakanto ho an’ny zatovo]

Sary
zavakanto

Te hampisongadina anao izahay.

Alefaso ao any amin’ny Youth Music and Arts Festival [Fetin’ny mozika sy ny zavakanto ho an’ny zatovo] ny famoronanao.

Iza: Zatovo maneran-tany (11–18 taona).

Inona: Hira, dihy, tononkalo, zavakanto—izay mety ho famoronan-javatra maneho fa ianao dia “mahay ny zavatra rehetra ao amin’i Kristy.”

Aiza: Alefaso an-jotra ao amin’ny youth.ChurchofJesusChrist.org mandra-pahatongan’ny 1 aogositra 2023.

Amboary ny fotoana: Ilay fety, izay ampitaina mivantana maneran-tany mandritry ny iray andro maninjitra, dia hatao ny talata 15 aogositra 2023.

Hamoaka printy