2023
Rehefa be loatra ny hatao
Jolay 2023


“Rehefa be loatra ny hatao,” Ho zatovo mahery! Jolay 2023.

Rehefa be loatra ny hatao

Sary
Ankizivavy any an-tsekoly

Trrrn!

Sary
ankizivavy mihazakazaka
Sary
ankizy milahatra
Sary
ankizy mihinan-kanina
Sary
ankizivavy mihazakazaka
Sary
ankizy milalao baolina volley
Sary
fianakaviana misakafo hariva

Mila mandeha aho! Be enti-mody aho. Misaotra tamin’ny sakafo hariva!

Vao teo aza isika no nipetraka!

Sary
ankizivavy eo am-pototry ny solosaina

Ny ampitson’io …

Sary
ankizivavy any an-tsekoly sy miaraka amina namana
Sary
ankizivavy manatanja-tena sy manofahofa tanana amina namana
Sary
ankizivavy milalao échecs
Sary
ankizivavy mitendry pianô
Sary
ankizivavy meritreritra

Tsy vitako ny enti-mody matematika na ny laza adina tantara.

Tsy nahita ny fianakaviako firy aho.

Reraka loatra aho.

Efa elaela aho izay tsy namaky soratra masina na nivavaka.

Mila manova zavatra vitsivitsy aho angamba.

Sary
ankizivavy miaraka amina namana

He! Ho avy ao amin’ny fikambanan’ny mpanao échecs angaha ianao anio?

Tsia. Tsy androany aloha.

Sary
mpianadahy milalao jeu de dames

Tsara ny namindranao an’iny!

Hamoaka printy