Jolay 2023 MampifandrayFampahafantarana sy fijoroana ho vavolombelona fohy avy amin’i Aura K., zatovovavy iray avy any Kenya. Loholona Quentin L. CookZarao ny zavatra tianaoZarain’ny Loholona Cook amintsika ny fomba hanosehan’ny fitiavana antsika hizara ny filazantsaran’i Jesoa Kristy Gabrielle ShiozawaRehefa mandratra anao ny safidin’ny hafaIreto misy zavatra vitsivitsy mila tsiahivina rehefa misafidy ny hanao zavatra izay mandratra anao ny hafa. Fanampiana amin’ny fiainanaEric B. MurcdockFomba 4 hanohanana namana izay ao anatina fianakaviana tsy mpikambana daholo ny olona ao aminyIndreto misy fomba vitsivitsy ahafahantsika manampy ireo olona izay mety ho mahita hoe sarotra aminy ny mandray anjara ao am-piangonana. Fototra mafy orinaViolet B.Mahita fonenana sy fitiavana ary firaisam-poVoatery nandao ny fianakaviana niteraka azy ny zatovovavy iray ary nianatra momba ny filazantsara tao amin’ny fianakaviana nitaiza azy. Fototra mafy orinaMatthew H.Mivavaka mba hahazo fanampiana manoloana ireo mpietraketrakaZatovolahy iray izay iharan’ny herisetra, mivavaka mba hahazo fanampiana sy fahafahana mamela. Tantara tena fohy miisa 11 momba ny fizarana ny filazantsaraTantara fohy miisa 12 momba-na zatovo mizara ny filazantsara. Stephanie E. JensenMeteza ho valim-bavaky ny olonaMamela antsika ho valin’ny vavaka ataon’ny hafa ny fanarahana ny bitsiky ny Fanahy. Avia, hanaraka AhyDavid A. EdwardsAngony—Aza aparitaka“Tsy mizaha tavan’olona Andriamanitra” ary tsy tokony hanao izany koa isika. Tokony hozaraintsika amin’ny olon-drehetra ny filazantsara. Sandra EdwardsFito andro hizaranaIreto misy soso-kevitra amin’ny fizarana ny filazantsara mandritra ny fito andro. Richard M. RomneyIray tarikaZatovovavy roa mpifanandrina teo amin’ny kianja filalaovana baskety no voantso ho misiônera mpiara-mitory. Melissa T.Mifikitra amin’ny fahamarinanaZatovovavy iray niova fo ho an’ny filazantsara naverina tamin’ny laoniny, manampy ny fianakaviany hahatakatra ny finoana vaovao nirotsahany sy ireo fitahiana entin’izany. Eric B. MurcdockRehefa be loatra ny hataoTantara aseho an-tsary momba-na zatovovavy be hatao be izay tonga saina fa misy zavatra maro mila ovaina. Miala voly kelySahanasa mampiala voly, anisan’izany ny lalana mifampidipiditra, sy ny piozila ary ny torolalana iray momba ny fanamboarana pitik’oram-panala. Fanontaniana sy valiny Fanontaniana sy valinyAhoana no ahafahako ho tonga ohatra ho an’ireo olona ao amin’ny fianakaviako izay manana olana amin’ny fiainana ny fampianaran’i Jesoa Kristy?Zatovo mamaly ilay fanontaniana hoe: “Ahoana no ahafahako ho tonga ohatra tsara ho an’ireo olona ao amin’ny fianakaviako izay mananosatra ho azy ny miaina ireo fampianaran’i Jesoa Kristy?” Valiny fohy sy mivantanaAhoana raha misy olona milaza amiko fa ny siansa dia mandiso ny zavatra inoantsika?Valio ilay fanontaniana hoe: “Ahoana raha misy olona milaza amiko fa ny siansa dia mandiso ny zavatra inoantsika?” Andalana anampy andalanaNy andro fampodiana ny zavatra rehetraIanaro ny zavatra nampianarin’ny Apôstôly Petera ao amin’ny Matio 3:19–21 momba ny Famerenana amin’ny laoniny. Ny fanoharan’ny MpamonjyIlay zanaka adalaSary sy fanazavana mikasika ny fanoharana momba ilay zanaka adala. Gabriella K.Ireo fitahiana avy amin’ny semineraFijoroana ho vavolombelona fohy momba ny seminera avy amin’i Gabriella K., zatovovavy iray avy amin’ny République Démocratique du Congo.