Ho zatovo mahery!
Fomba 7 hahazoana ny herin’i Jesoa Kristy
Martsa 2024


“Fomba 7 hahazoana ny herin’i Jesoa Kristy,” Ho zatovo mahery!, mar. 2024.

Tadiavo ny heriny

Fomba 7 hahazoana ny herin’i Jesoa Kristy

“I Jesoa Kristy no herin’ny zatovo.” Ahoana no ahafahan’izany ho tonga zavatratena misy ho anao fa tsy teny teny ambara tsy misy lanjany fotsiny?

“I Jesoa Kristy no herin’ny zatovo.” Mihoatra noho ny hevitra tsara izany.Fahamarinana mahery vaika ampianarin’ireo mpaminany sy apôstôly izany1—saingy refeha ampiharintsika ihany, raha toa ka ataontsika loharanon’ny herintsika i Jesoa Kristy.Nefa ahoana no anaovantsika izany?Ahoana no amelantsika an’i Jesoa Kristy hanampy antsika hihamatanjaka kokoa?Ireto misy hevitra vitsivitsy.

Sary
batisa

Sary nataon’i Toby Newsome

1 Mandraisa hery avy amin’ny fitandremana ny fanekempihavananao

Sary
Zazavavy mamaky soratra masina

2 Mandraisa hery avy amin’ny Famakiana ny teniny

Sary
Soratra masina
Sary
Takela-bato nisy ny didy folo

3 Mandraisa hery avy amin’ny Fitandremana ny didy

Sary
Vehivavy mandray ny fanasan’ny Tompo

4 Mandraisa hery avy amin’ny fibebahana isan’andro

5 Mandraisa hery avy amin’ny fikatsahana sy ny fanarahana izay voalazan’ny fanambarana

Sary
Zatovolahy mivavaka

6 Mandraisa hery avy amin’ny Vavaka

Sary
Zatovo eo anoloan’ny tempoly

7 Mandraisa hery avy amin’ny fanompoana any amin’ny tempoly

Hamoaka printy