Martsa 2024 Ny Filoha Emily Belle FreemanMiantehera amin’ny herinyManasa ny zatovo hitady hery ao amin’i Jesoa Kristy ny Filoha Freeman amin’ny alalan’ny lahatsoratra ao amin’ity laharana manokana an’ny gazetiboky ity. Tadiavo ny heriny Ny Loholona Jeffrey R. HollandTadiavo ao amin’i Jesoa Kristy ny herinaoManana ny hery hanatanjahana anao i Jesoa Kristy rehefa mitodika Aminy ianao. Becca Aylworth WrightFomba 7 hahazoana ny herin’i Jesoa KristyIreto misy fomba fito azo ampiharina tsara mba hanaovana an’i Jesoa Kristy ho herinao. Hery handresena izao tontolo izao Brynn WenglerIanao sy ny Mpamonjy mifanandrina amin’Izao tontolo izaoIanaro ny fomba handresena izao tontolo izao amin’ny alalan’ny fanampian’i Jesoa Kristy. Hery ao amin’ny fifandraisanao Aminy Tracy Y. BrowningNahoana aho no mila an’i Jesoa KristyTena ilaina ny fahatakarana ny fifandraisantsika amin’ny Mpamonjy. Tanjaka ao anatin’ny fotoan’ny alahelo Priscilla Motta sy i David DicksonRehefa mahatsapa alahelo tampokaAfaka mampatanjaka anao amin’ny fanantenana i Jesoa Kristy mandritra ny fotoan’ny alahelo. Hery handresena ny fahotana Brynn WenglerNy fahagagana ilaintsika isan’androRaha tia antsika Andriamanitra dia nahoana isika no angatahiny hiova sy hibebaka? Ireto misy fahamarinana vitsivitsy momba ny fahotana sy ny sorompanavotan’i Jesoa Kristy. Kyla Kaye HillRahoviana aho no hitsahatra tsy hahatsapa fahamelohana sy henatra intsony?Afaka manampy anao handresy ny fahatsapana fahamelohana sy henatra i Jesoa Kristy. Bradley R. WilcoxNy fiovana tsara azon’ny fahasoavan’i Kristy entinaRahalahy Wilcox dia manazava ny fomba ahafahan’ny fahatakarana ny fahasoavan’i Jesoa Kristy manampy antsika handroso sy hisoroka ny henatra, ny tsy fahatokian-tena, ary ireo vokatra hafa mampidi-doza. Eric D. SniderMahatohitra ny fakam-panahyAfaka manatanjaka anao i Jesoa Kristy rehefa katsahinao ny hiala amin’ny fahotana. Asakanto manentana fanahy Sary maneho heryAsakanto momba ny fiainan’ny Mpamonjy, mampiseho ny fomba anatanjahany anao. Hery amin’ny fotoanan’ny tahotra Marissa WiddisonIlay Mpiandry anao rehefa mamakivaky ny lohasahan’ny tahotraAmin’ny fotoana mampitebiteby dia afaka mihaino ny feon’ny Mpiandry antsika isika. Hery ao anatin’ny fotoan’ny rarin-tsaina Eric D. SniderTratran’ny rarin-tsaina aho! Dia inona no hataoko izao?Afaka manampy anao ny Mpamonjy rehefa miteraka rarin-tsaina ny fiainana. Ireto misy hevitra vitsivitsy hanampiana anao hahazo ny hery manamaivana rarin-tsaina izay ananany. Torolalana iray hahazona ny tanjany Loholona Dieter F. UchtdorfHo zatovo mahery: Ny hafatry ny Mpamonjy ho anareoNy boky torolalana Ho zatovo mahery dia manampy anareo hampifandray ireo safidinareo amin’i Jesoa Kristy sy ny fotopampianarany. Hery avy ao amin’ny soratra masina Kyla Kaye HillSoratra masina miisa 12 rehefa ilay ianao mahatsapa …Ireto misy soratra masina miisa 12 izay afaka manampy anao rehefa manana fihetseham-po ratsy isan-karazany ianao. Hery amin’ny fotoana rehetra David DicksonMahazoa ny heriny—Ankehitriny sy MandrakizayMendrika ny hahazo ny herin’i Jesoa Kristy sy ny fanampiany ianao. Hery hanompoana Jessica Anne LawrenceAfaka manompo ve aho raha tsy dia mahay mifanerasera aman’olona loatra?Afaka manatanjaka anao i Jesoa Kristy rehefa mikatsaka ny hanompo ny hafa ianao. ny Filoha M. Russell BallardManampy ny hafa amin’ny fomba tsotra sy mafonja hanatona an’i KristyManazava ireo fomba tsy tambo isaina hanehoana fitiavana, hizarana ireo zavatra inoanao, ary hanasanao ny hafa hanatona an’i Jesoa Kristy ny Filoha Ballard. Hery ao amin’ny fahalemena Tyler sy i Kiplin GriffinZavatra tena hain’ny Mpamonjy manokana ny manampy amin’ny fahalemenaFitsipika hanampiana antsika hanatona ny Mpamonjy, indrindra fa rehefa mitolona amin’ny fahalemena isika. Peta-drindrina Nandresy IzyPeta-drindrina mampahery momba ny fomba nandresen’i Jesoa Kristy izao tontolo izao. Hery hiomanana sy hahalasanana amin’izay tokony hahatongavana David A. EdwardsMahomby miaraka amin’ny MpamonjyManatanjaka anao i Jesoa Kristy rehefa miomana ho amin’ny hoavy ianao ary tonga amin’izay fantatr’iIzy sy ny Rainao any An-danitra fa azonao ahatongavana.