Janoary/Febroary 2022 Votoatiny Ho anao ny drafitr’ AndriamanitraTorolalana ho an’ny ray aman-dreny amin’ny fitrandrahana ity laharan-gazetiboky ity araka izay azo atao. Marissa WiddisonIreo fiandohana sy ny Testamenta TalohaFampidirana an’ity laharan-gazetiboky nivoaka amin’izao fotoana izao ity izay manamafy ny foto-kevitra fonosin’ireo fiandohana. Phnom Penh, CambodgeTopimaso momba ny fivoaran’ny Fiangonana any Cambodge. Quentin L. CookManohy mandeha eo amin’ny lalan’ny fahasambarana Mampianatra ny Loholona Cook fa rehefa manampy ny hafa eo am-pandehanana amin’ilay lalana mitondra any amin’ilay anjara masina ho azy ireo isika dia manampy ny tenantsika eo am-pandehanantsika amin’izany lalana izany. Ampahany ao anatin’ny drafitr’ Andriamanitra ny FahalavoanaFampianarana fototra momba ny Fahalavoana sy ny vokatr’izany. Manao izay hampanan-danja ny fanompoanaTantara iray sy fitsipika vitsivitsy tokony hosaintsainina mba hanaovana izay hampanan-danja ny fanompoana ataontsika. Ny feon’ireo Olomasin’ny Andro Farany Corina BolivarIlay ondana teo amin’ny tany Tsy nampaninona ahy ny nanampy ny reniko nanao ny raharahany ao an-trano, saingy nahoana aho no nahita foana ondana teo amin’ny tany? Nathan CordnerManana ny Bokin’i Môrmôna izy ireo ato!Rehefa nihazona ny Bokin’i Môrmôna teny an-tanako aho dia nahatsapa fa nanjavona ny enta-mavesatro tao anatin’ilay hafanana nentin’ny fitiavan’ny Mpamonjy. María Isabel Rodríguez BugattoLasa mahay miarina ara-pihetsehampoMizara ny fomba nanampian’ilay fampianarana momba ny fahaiza-miarina eo amin’ny ara-pihetsehampo atolotry ny Fiangonana mba hahay hamakivaky ireo olan’ny fiainana ny tanora iray. Marissa WiddisonMahita an’i Jesoa Kristy ao anatin’ny Testamenta TalohaFahamarinana dimy azonao ianarana momba ny Mpamonjy ao amin’ny Testamenta Taloha amin’ity taona ity. Mark L. PaceIreo fitahiana avy amin’ny fandalinana ny Testamenta TalohaMampianatra ny fomba ahafahan’ity bokin-tsoratra masina fahiny ity ho fitahiana ho antsika sy ho mpitarika antsika ny Filoha Pace. Avia, hanaraka Ahy Ny FaharianaTopimaso mikasika ny zavatra niseho nandritra ireo dingan’ny Fahariana. Iza moa i Enoka?Topimaso mikasika ny rohim-pirazanan’ny mpaminany Enoka ao amin’ny Testamenta Taloha sy ny fiainany. Robbie JacksonI Enoka sy ny tanànan’i ZionaHaikanto mampiseho zava-niseho iray avy ao amin’ny Testamenta Taloha. Pejy ho an’ny Vondromparitra Afrika Atsimo Ny tanjaky ny tranoko Manangona ny voa tsara anaty sompitra Mianatra bebe kokoa momba ny Fisoronana Aharôna -Miandry ilay andro-: Ny fomba niomanan’ireo mpikambana ho amin’ny fiavian’ny tempolin’ny Repoblika Demôkratika an’i Kongô Janoary 1990: Ny Mozambikana voalohany niditra ho mpikamban’ny Fiangonana Ahoana no ahafahan’ny Boky torolalana manampy anao hianatra kokoa momba ny antsonao