Mampatanjaka ireo mpikambana vaovao
Fizakan-tena


“Fizakan-tena,” Ny lalan’ny fanekempihavanako (2020)

“Fizakan-tena,” Ny lalan’ny fanekempihavanako

Sary
fianakaviana mikarakara sakafo hariva

Fizakan-tena

Antsoina hoe fizakan-tena ny fahafahana mamatsy ireo zavatra ilainao ara-panahy sy ara-batana. Raha manana olana eo amin’ny fizakan-tena ianao, dia manolotra loharanom-panampiana ho anao ny Fiangonana. Tafiditra ao anatin’izany ny fampianarana momba ny fitantanana ara-bola, ny fanombohana sy ny fampiroboroboana asa fandraharahana iray, ny fanovozana fianarana tsara kokoa na ny fahazoana asa tsara kokoa, ary faharetana ara-pihetseham-po. Ny taranja tsirairay dia misy fototra ara-panahy.

  • Fantaro ny maha zava-dehibe ny fizakan-tena. Raha toa ka hanampy, dia azonao atao ny misoratra anarana amin’ny fanarahana fampianarana momba ny fizakan-tena ara-batana ao amin’ny tsatòkanao. Azonao atao ny mampiasa ny:

Hamoaka printy