Mampatanjaka ireo mpikambana vaovao
Mitandrina ny andro Sabata ho masina


“Mitandrina ny andro Sabata ho masina,” Ny lalan’ny fanekempihavanako (2020)

“Mitandrina ny andro Sabata ho masina,” Ny lalan’ny fanekempihavanako

Sary
fotoam-pianarana ao am-piangonana

Mitandrina ny andro Sabata ho masina

Isaky ny alahady ianao dia manana fahafahana hampiseho ny fitiavanao an’ Andriamanitra amin’ny alalan’ny zavatra ataonao amin’io andro io. Asehonao izany fitiavana izany amin’ny fandehanana any am-piangonana, sy amin’ny fandraisana ny fanasan’ny Tompo, ary amin’ny fanompoana ny hafa. Rehefa mandray ny fanasan’ny Tompo ianao, dia mahatsiaro ny sorona nataon’i Jesoa Kristy sy manavao ireo fanekempihavanana masina izay nataonao tamin’ny batisa.

  • Fantaro ny maha zava-dehibe ny fandraisana ny fanasan’ny Tompo isan-kerinandro sy ny fijoroana ho vavolombelona ary ny fitandremana ny andro Sabata ho masina. Azonao atao ny mampiasa ny:

  • Ny fizaranao ny fijoroana ho vavolombelona anananao dia manampy anao hampatanjaka izany! Diniho ny hizara ny fijoroana ho vavolombelona ananao mandritra ny fivoriana fijoroana ho vavolombelona manaraka.

Hamoaka printy