Mampatanjaka ireo mpikambana vaovao
Manampy ireo razambe handray ôrdônansy masina


“Manampy ireo razambe handray ôrdônansy masina,” Ny lalan’ny fanekempihavanako (2020)

“Manampy ireo razambe handray ôrdônansy masina,” Ny lalan’ny fanekempihavanako

Sary
vehivavy efa lehibe iray sy zatovovavy iray

Manampy ireo razambe handray ôrdônansy masina

Tian’ny Ray any An-danitra ireo havanao izay efa nodimandry ary nanomana fomba handraisan’izy ireo ny fitahian’ny filazantsara amin’ny alalan’ny tempoly Izy.

  • Fantaro ny maha zava-dehibe ny fianakaviana sy ny tempoly. Azonao atao ny mampiasa:

    • Qu’est-ce que l’œuvre de l’histoire familiale ?,” “Comment puis-je commencer mon histoire familiale et le service au temple?,” ary ny “Mon ancêtre” ao amin’ny La famille et le temple, 15–19.

  • Mivavaha mba hahafantatra razambe iray na maromaro, izay lehilahy raha toa lehilahy ianao ary vehivavy raha toa vehivavy ianao, ka tianao hanaovana asa fanompoana any amin’ny tempoly.

  • Miaraka amin’ny fanampian’ny namanao iray izay mpikambana, dia araho ireo torolalana ao amin’ny lahatsoratra “Manampy ireo razambe mba handray ireo ôrdônansy masina: Manomana ny anaran’ireo fianakaviana” (Blaogy an’ny FamilySearch, 1 jona, 2021, FamilySearch.org).

  • Raha azo atao dia mamandriha daty handehanana any amin’ny tempoly miaraka amin’ny havana, sy namana, ary mpikambana ao amin’ny paroasy vitsivitsy mba hanao batisa ho an’ireo razambenao.

Hamoaka printy