Mampatanjaka ireo mpikambana vaovao
Mamantatra ny momba ny Kilonga: Manompo ny Ankizy


“Mamantatra ny momba ny Kilonga: Manompo ny Ankizy,” Ny lalan’ny fanekempihavanako (2021)

“Mamantatra ny momba ny Kilonga: Manompo ny Ankizy,” Ny lalan’ny fanekempihavanako

Sary
ankizy mipetraka ao an-dakilasy

Mamantatra ny momba ny Kilonga: Manompo ny Ankizy

Ny Kilonga dia manampy ny ankizy 18 volana ka hatramin’ny 11 taona hianatra momba ny Ray any An-danitra sy i Jesoa Kristy Zanany ary ny drafitry ny fahasambaran’izy ireo. Ao amin’ny Kilonga dia mianatra momba ny fitiavan’ Andriamanitra azy ireo sy ny fomba hahatsapany ny fitiavany ny ankizy rehefa manao fanekempihavanana amin’ny alalan’ny batisa sy ny fanasan’ny Tompo ary ireo ôrdônansin’ny tempoly izy ireo. Amin’ny alalan’ny mozika sy lalao tsotra ary zavatra atao hafa no ampianarana azy ireo. Ny ankizy dia ampianarin’ny mpampianatra sy mpitarika olon-dehibe izay tia sy miahy azy ireo.

  • Fantaro ny fomba hifankaherezan’ny ankizy ao amin’ny Fiangonana mba hananana toetra tahaka ny an’i Kristy bebe kokoa. Azonao atao ny mampiasa ny:

  • Raha toa ianao ka ao amin’ny salan-taonan’ny kilonga dia ataovy izay hihaonana amin’ny filohan’ny kilonga sy ny mpampianatra anao.

  • Raha toa ianao ka tsy ao amin’ny salan-taonan’ny kilonga dia mifandamina miaraka amin’ny fiadidian’ny kilonga mba hijery ny fotoana fihirana mandritra ny fanompoam-pivavahana amin’ny alahady.

Hamoaka printy