Mampatanjaka ireo mpikambana vaovao
Manaraka ny Mpaminany


“Manaraka ny Mpaminany,” Ny lalan’ny fanekempihavanako (2020)

“Manaraka ny Mpaminany,” Ny lalan’ny fanekempihavanako

Sary
Russell M. Nelson

Manaraka ny Mpaminany

Toy ny tamin’ny andro fahiny, dia misy mpaminany sy apôstôly velona ety an-tany amin’izao fotoana izao. Afaka mandre azy ireo ianao farafahakeliny indroa isan-taona mandritra ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany.

  • Fantaro ny maha zava-dehibe ny fanarahana ny mpaminany sy ny fijerena ny fihaonamben’ny Fiangonana maneran-tany. Azonao atao ny mampiasa:

  • Rehefa tonga ny fotoan’ny fihaonamben’ny Fiangonana, dia araho any an-tranonao na any amin’ny paroasinao na miaraka amin’ny namanao izany.

Hamoaka printy