Mampatanjaka ireo mpikambana vaovao
Mandray tsodranon’ny patriarika


“Mandray tsodranon’ny patriarika,” Ny lalan’ny fanekempihavanako (2020)

“Mandray tsodranon’ny patriarika,” Ny lalan’ny fanekempihavanako

Sary
zatovovavy mamaky

Mandray tsodranon’ny patriarika

Ny tsodranon’ny patriarika dia tsodrano miavaka. Izy io dia manome torolalana sy fampanantenana ho anao manokana izay mifototra amin’ny fatokianao ny Tompo. Rehefa tsapanao fa mety amin’izay ny fotoana, dia afaka mandray ny tsodranon’ny patriarika ianao.

  • Fantaro ny momba ny tsodranon’ny patriarika. Azonao atao ny mampiasa ny:

    • Sujets de l’Évangile, “Bénédictions patriarcales,” topics.ChurchofJesusChrist.org.

  • Eritrereto ny handraisanao ny tsodranon’ny patriarika anao manokana amin’izao fotoana izao na any aoriana. Raha tsapanao fa tonga ny fotoana, dia manaova fotoana amin’ny eveka mba hanombohana ireo dingana arahina.

Hamoaka printy